|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 azo loka |
| Singan-teny | 2azo, 3loka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5voa tamin' ny loka ka mandoa amin' ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6maty loka, resy loka |
| Fivaditsoratra | 7 alozoka, 8 azo loka, 9 olakazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|